|
|
|
|

Teny iditra1  tsy hita paipaika
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] tena very tanteraka, na tsy antenaina ho hita intsony
Fanazavàna teny frantsay  4  [2.415#6674] L' eau est si profonde qu' on ne peut pas en trouver le fond
Ohatra  5  [2.587] Nokarohina izay olona ka tsy hita paipaika.
Singan-teny  6  tsy hita, paipaika
Tovy hevitra  7  tsy hita polopolorina, tsy hita popoka, tsy hita veroka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10